Dikan'ny teny : misolo

Hampiditra dikany vaovao
1 (solo) mt. s. (misoloa): Manao ny asan'ny... mitana ny toeran'ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra nanavy. ? Manova: Mbola mi-solo akanjo izy. •Miova: Mi-solo matetika loatra ny dokotera eto amintsika, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel