Dikan'ny teny : misomalantsiatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (somalantsiatra) mt, s.: Mitriatriatra, mitsiatsiaka, vakivaky, mitsefatsefaka: Misomalantsiatra ny hoditra rehefa maina ka mandrivotra ny andro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel