Dikan'ny teny : misomambisamby

Hampiditra dikany vaovao
1 (somambisamby) mt. s. na p.t.: Manopy maizina: Efa misomambisamby no tonga izy.. Somary maizimaizina, mazava ratsy: Hazavana misomambisamby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel