Dikan'ny teny : misomotaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (somotaka) mt, s.: Minono na mihinana mamosibosika erS'; mifotafota eo am-pihinanana ka ifotetahan'ny loto avy amin'ny sakafo hanina ny tarehy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel