Dikan'ny teny : misompatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sompatra) mt. p. (misompara): Manao izay hahavoa ny sasany: Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia azy ny namany. / Manimba zavatr'olona noho ny haratsian-toetra fotsiny izao: Tsy tsara ny misompatra volin'olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel