Dikan'ny teny : misompirana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sompirana) mt. s. (misompiràna): Tsy mahi- 72, tsy tsara ny toerany na ny fipetrany: Ahitsio ity tsihy ity fa misompirana. ? Mitsivalana, mivilana: Nodidiany misompirana ny akanjoko ka simba. ¶ M.h.: Tailana, mibirioka, mivaona, mivilana. 1 Miolaka, tsy mandeha mahitsy rehefa manao zavatra: Mahay misompirana izy rehefa sendra zava-tsarotra. ? Tsy mivantana: Reko misompirana fa hisy Minisitra hosoloana hono. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel