Dikan'ny teny : misondrotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sondrotra) mt. s. (misondrota): Mitombo, mihalava, mihalehibe: Misondrotra haingana ity zanakazo ity izany. / Nisondrotra ny rano tamin'ny fahavaratra farany tao. • Mitombo vidy, mihalafo: Misondrotra ny vidin-kena. • Miakatra ambony, misavoana: Nisondrotra teny amin'ny habakabaka tlay sarim-papango. / Nisondrotra teny ambonin'ny tafontrano ny lelafo. 1 h.o.: Miakatra voninahitra, lasa ambony:Nisondrotra ho tale, hono, Rakoto. / Nisondrotra noho ny fianarana ny zanakao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel