Dikan'ny teny : misondrovaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sondrouaka) mt. s.: Enti-milaza zavatra voatelina tsy manaraka ny lalan-kanina fa nivoaka any an' orona: Nisondrovaka ilay voam-bary ka tany an'orona no niuoaka. • Mivily amin' ny lala-mahitsy; lasa tampoka entin-katezerana mankany amin'ny olona iray: Nisondrouaka tat9 Rasoa nitantara ny namelezan'i Naiu0 ny zanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel