Dikan'ny teny : misongadina

Hampiditra dikany vaovao
1 (songadina) mt. s.: Miavaka tsara, mivongady. ? Voaenda-damba, miboridana. ΒΆ M.h.: Mivongady, mivaingana, miharihary, mitojanjina, hita vatana, tsy takona afenina, tsy takona afenina ohatra ny masoandro bendohataona, azo tsapain-tanana, miharihary ohatra ny kary am-pamoloana, miharihary ohatra ny vay an-kandrina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel