Dikan'ny teny : misoroka

Hampiditra dikany vaovao
1 (soroka) mt. p, (misoroha): Manala tany na ahitra amin'ny angady izay asosa hisafosafo ny tany: Antsoy Ikoto hisoroka ny tokotanintsika. • Midify, miala amin'ny..,: Mahay misoroka ny.totohondrin'ny ankilany izy saingy tsy mahay marnely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel