Dikan'ny teny : misosa

Hampiditra dikany vaovao
1 (sosa) mt. s. (misosà): Mizotra tsy miato: Nisosa ny fianarany ka tsy niato raha tsy tany amin'ny tanjon' ny bakalorea. ? Mandeha mi-lamina tsy misy misakantsakana na manelingelina: Misosa ny fiainana raha misy vola, hoy ireo tsy miheuitra afa-tsy ny ara-nofo. ? Mikorisa amin-javatra malama: Nahahitsaka hoditr'akondro aho teo an-tokonana ka avy hatrany dia nisosa ter? an-tokotany. • Misononoka eo ambony rano: Nisosa ny lakana nitondra anay fa nitsoka malefaka ny rivotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel