Dikan'ny teny : misosoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sosoka) mt. s.: Misy sosoka na kofehy nasisika amin"ny fahan'ny lamba: Efa nisosoka ity lamba ity ka tsy tiako. ? Misalovana eo anoloana na mipetraka eo amin' ny toeran'ny sasany: Nisy olona ngezabe nisosoka teo anoloako ka tsy nahita na inona na inona tamin'ilay fampisehoana aho. / Nisosoka teo amin'ny foerako ilay zazalahy tsy mahalala fomba. ? h.o.: Mitsabaka amin' ny raharahan'ny sasany: Aza misosoka amin'ny raharahako ianao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel