Dikan'ny teny : misosona

Hampiditra dikany vaovao
1 (sosona) mt. s.: Misy sosona, misy atiny misisika, misy laharana faharoa manarakaraka: Mafana ny akanjo misosona. / Tsy afaky ny jiolahy ve hoy ianareo, ny hady misosona? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel