Dikan'ny teny : misy

Hampiditra dikany vaovao
1 (isy) mt. s. (misia): Teny enti-milaza ny fijoroan'ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra. / Misy ny tody. ? Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zavatra iray na maro: Misy (olona) mitady anao ao an-tokotany. ? Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy akory ianao tamin'izany fa aza miteny. - Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel