Dikan'ny teny : mitabariaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tabariaka) mt. s. (mitabariàha): Miely, mipariaka, miparitaka, mihahaka: Mitabariaka eran'ny lohasaha ny ondry. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel