Dikan'ny teny : mitabataba

Hampiditra dikany vaovao
1 (tabataba) mt s. (mitabatabà): Manao horakoraka na kotaba: Roahy any ireo ankizy ireo fa mitabataba. 1 Misy korontana: Mitabataba ny faritany raha tsy mahay mitondra ny lehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel