Dikan'ny teny : mitady

Hampiditra dikany vaovao
1 (tady) mt s.: Vita tady. Ahitsio
2 (tady) mt. p. (mitadiava): Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny uery. / Mitady raharaha Mit izy fa tsy mahita. 1 Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina. - Mitady loza: manao kitoatoa ka toa tsy mahatsapa izay hahavoa na hahafaty azy. / Mitady vady: mijerijery na mamotopototra olona halaina ho vady. * Ohab.: Mitady nifin'akoho tsy haniry: maniry zavatra tsy ho tonga na ho azo na oviana na oviana. / Mitady tany malemy hanorenampangady: manararaotra ka tsy maka ny sarotra raha misy hatao fa ny moramora mandrakariva, na dia tsy aradrariny aza. ΒΆ M.h.: Mizaha, mikaroka, miharana, mangirika, mlkataaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel