Dikan'ny teny : mitafa

Hampiditra dikany vaovao
1 (tafa) nit, s. (mitafĂ ): Miresaka lavareny toa entina mandany andro fotsiny. * Ohab.: Mitafa amin'ny mpanankarena ka raha tonga mitain-kidin-trano: izay mandany andro miresaka amin' ny mpanankarena, dia ho lany ny efa kely eo an-tanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel