Dikan'ny teny : mitafy

Hampiditra dikany vaovao
1 (tafy) mt. s. (mitafia): Manarona ny tena amin'ny lamba: Ny olombelona ihany no mahalala mitafy, fa ny biby mandeha mihanjakaamin' izao. 1 mt, p.: Mitondra, misampina lamba: Akory ny fahaizan'ny uehivauy malagasy mttafy lamba) * Ohab.: Mitafy lamba fe manara: enti-milaza fa noho ny hatsiaka no itafiana lamba, fa tsy ny henatra intsony. / Mitafy lamba eo imason'ny tompony: ny lamba nindramina tamin'izy tompony no entina mirehareha eo anoloany — anambarana hakevohana mihoapampana ka ny hevitr'olona fa tsy ny an'ny tena no ideraderana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel