Dikan'ny teny : mitaha

Hampiditra dikany vaovao
1 (taha) mt. s. (mitahà): Milahatra miaraka amin'ny hafa mba hahitana izay tsara amin'izy ireo: Latsaka ambany itsy trano itsy raha mitaha amin 'ity (mitovy amin' ny Miolotra). • Mahazo na mandray onitra noho ny fakan'ny lehilahy rafy na vady hafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel