Dikan'ny teny : mitahontahona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tahontahona) mt. s.: Mitavozavoza, mitaraikiraiky, midrahodraho:Mitahontahona koa izany raha zaza! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel