Dikan'ny teny : mitaika

Hampiditra dikany vaovao
1 (taika) mt. s.: Milatsaka tsirairay ny vongan-dranonorana, mipatraka: Mitaika ny orana ka andeha isika ho-d y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel