Dikan'ny teny : mitaingina

Hampiditra dikany vaovao
1 (taingina) mt. s. (mitaingena): Miakatra na mipetraka eny ambony: Mi-dîna fa aza mitaingina eny ambony hazo eny sao mianfera. • Mipetraka eo ambony na ao anaty fiara mandeha: Mitaingina bisikilety, mitaingina posiposy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel