Dikan'ny teny : mitaitaika

Hampiditra dikany vaovao
1 (taika) mt.: Tonga mitsitapitapy: Tsy tiako ny fahatongauanareo mitaitaika toy izao. ! Maneno mitapitapy, midindina: Natao nitaitaika ny lakolosy tamin'ny fiuoahan'ny razana avy tao am-piangonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel