Dikan'ny teny : mitaitay

Hampiditra dikany vaovao
1 (taitay) mt. s. (mitaitaiza): Maika ha..., dodona ta...: Mitaitay hiasa ianareo mbola mpianatra, nefa ho leony ihany rahatrizay. * Ohab.: Aza mitaitay homamenaka fa ho lamoka ihany amin 'ny farany: aza maimaika ny hahazo izay tadiavina fa mety hanenenanao any aoriana. / Aza mitaitay ny ho sola, fa uato no hololohavina: aza dodona ny ho lehibe, fa adidy mavesatra no miandry anao rahatrizay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel