Dikan'ny teny : mitakemotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (takemotra) mt. s. (mitakemora): Miverina tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra: Nitakemotra izy raha vao nahita ny lehibeny tao amin'ny efitrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel