Dikan'ny teny : mitakizina

Hampiditra dikany vaovao
1 (takizina) mt. s. (mitakizina): Mitoetra amin' ny maizina, tsy mamelon-jiro: Tianao angaha izao mitakizina izao no tsy mampirehitra labozia ianao? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel