Dikan'ny teny : mitakoko

Hampiditra dikany vaovao
1 (takoko) mt. s.: Mipetraka tsy mitombina fa ny tongotra miforitra eo anoloana no mitondra ny tena: Mitakoko eo amorom-patana foana i Dadabe. • Mipetraka, manjonitra na toa manjoretra rera-po, ketraka, kivy:Nitakoko izy noho ny fahoriana nanjo azy. ¶ M.h.: Mijakoko, manjoretra, mijakoretra, manjonitra, manjokaiky, mandoroka, mangetoka, mamokaiky, mivokaiky, mitokiky, mijamoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel