Dikan'ny teny : mitakolaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (takolaka) mt. s. (mitakolaha): Mitampify, miafina mba hitily: Mitako laka eo am-baravarana Ibalita mba hihaino ny resakay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel