Dikan'ny teny : mitaky

Hampiditra dikany vaovao
1 (taky) mt. p. (mitakia): Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho. • Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky ka-rama ambony loatra ireo mpiasa ireo. ¶ M.h.: Mampandoa, mamoritra, maka ny an'ny tena, manaraka, mihady levenambola, manao takin'adala, manao tadidin'ny mpanaraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel