Dikan'ny teny : mitalaho

Hampiditra dikany vaovao
1 (talaho) mt. p. (mitalahoa): Mangataka arahimpiangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany. 1 Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona 'ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel