Dikan'ny teny : mitambaby

Hampiditra dikany vaovao
1 (baby) mt. s.: Ma- Mit mikitra, mifikitra eo an-damosina, eo ambony: Jereo ange ireto voaloboka mitambaby amin'ity rantsana ity e. ? Manahirana, mahavaky tratra, mianjera (amy): Mitambaby aminy daholo ireo zaza fito navelan'ny maty. • Mahavoa, mianjera (amy): Mitam baby am inao n y fiampangana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel