Dikan'ny teny : mitambezo

Hampiditra dikany vaovao
1 (tambezo) mt. p. (mitambezoa): Mangataka fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany, miverina amin'izay nangatahiny ihany: Na dia akifikifika aza izy dia mbola mitambezo ihany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel