Dikan'ny teny : mitambitamby

Hampiditra dikany vaovao
1 (tambitamby) mt. s. (mitambitambaza) mt. s.: Manao izay hahafalifaly olona ka manasohaso azy sa-tria misy zavatra tian-ko azo aminy: Tsy mitambitamby aminao aho fa rehefa tsy manaiky ianao dia aoka ho rava ny zaua-drehetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel