Dikan'ny teny : mitambotsotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tambotsotra) mt. s. (mitambotsora): Midi-na ambany: Mitambotsotra ny pataloanao fa akaro. ? Mikorisa midina: Asondrotra foana io zaza io rehefa ma-tory fa mitambotsotra lava izao. ? Mitaredretra: Nitambotsotra tany an-dalana ny anao ka tsy nahatratra sakafo. ? Mihena, mihaosa: Efa mitambotsotra ny sain'io antidahy io. ? Tsy mahajoro ka mianjera: Raha vao nahare ny nahafatesan-drainy izy dia torana ka nitambotsotra. * Mitakemotra tsy sahy manohy fa miverina ilalana: Nitambotsotra Rakoto ka nia-la tsy hofidina indray. /Telo no nitambotsotra tamin'ireo mpifaninana hazakazaka amin'ny tongomalady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel