Dikan'ny teny : mitampesona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tampesona) mt. s. (mitampesona): Mangataka sesilany, mitambezo tsy miato ka manao hata-piso: Zatra nitampesona tamindreniny izy ka nanjary mpihantahanta Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel