Dikan'ny teny : mitampify

Hampiditra dikany vaovao
1 (tampify) mt. s. (mitampifia): Mitampisaka miery eo anila: Aza mitampifY amin'ny vody hazo rehefa avy ny orana ka mikotroka ny andro. ? Misisika ho eo anila noho ny tahotra na ny tsy fahampiana: Nanatona ilay rangahy be volombava, ka nitampify tamin-dreniny ilay zaza. / Nitampify tao amin'ny rafozany izy nandritra ny enimbolana taorian'ny fanambadiany. ? Miankina, mipetaka, mifanoroka amy...: Nataony nitampify tamin'ny tranony ny fisoko ka tsy neken'ny mpiandraikitra ny toe-pahasalamana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel