Dikan'ny teny : mitampina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tampina) mt, s.: Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason'ny ankizy atao raosijamba. / Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel