Dikan'ny teny : mitampisaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tampisaka) rat. s. (mitampisaha): Miraikitra amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin'io mihitsy: Mitampisaka amin' ny vody vilany ny ampango. * Miankina akaiky dia akaiky: Nitampisaka tao am-baravarana tao izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel