Dikan'ny teny : mitana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tana) mt. p. (mitàna): Mangeja na mitondra zavatra eny an-tanana: Nitana ny satrony tamin'ny tanany ankavia izy. ? Mihazona zavatra tsy ho afa-mihetsika: Iza no hitana ity omby ity fa mi-la hitroatra ilay izy? ? Tsy mamela hivoaka na handeha na handositra: Ny reniny ihany no nitana ny zanany tao an-trano. ? Mandraikitra ao an-tsaina, mahatsiaro lalandava: Aoka ianao hitana tsara izao teny izao. ? Mitahiry: Mitana lolompo, ¶ M.h.: Mihazona, mitangazona, mitangozana, mamikitra, mamahatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel