Dikan'ny teny : mitanatana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanatana) mt. s.: Misokatra tanteraka (filaza amin'ny varavarana, vava, lavaka): Ny masony nivontirika, ny vavany nitanatana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel