Dikan'ny teny : mitandavana

Hampiditra dikany vaovao
1 Tomandavana (tandavana) mt. s.: Entl-milaza zavatra milahatra manaraka ny lavany, manao tohy lava: Nitandavana hatreny an- tsena ka hatreny an- tsekoly ny mpianatra. / 1r? tendrombohitra tomandavana — Soa malomaloka mavamavana... ", (Ny Avaria) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel