Dikan'ny teny : mitandro

Hampiditra dikany vaovao
1 (tandro) mt. s. (mitandrova): Mitan drina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin'ny voninahitra, henatra, hasasarana, havizanana, hanoanana):Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra at?. /Nitandro henatra izy no tsy nanaovany an'izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel