Dikan'ny teny : mitangirika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tangirika) mt s.: Loaka, misy hirika amin'ny vody rindrina na amin'ny fefiloha: Nantsoina ny fokonolona fa nitangirika ny fefiloha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel