Dikan'ny teny : mitangitrika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tangitrika) mt. s.: Milentika ao anaty. ? Miboiboika, mifantsitsitra: Mitangitrika avy amin'ny hozadra ny ra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel