Dikan'ny teny : mitango

Hampiditra dikany vaovao
1 (tango) mt. s. (mitangosa): Manapaka amin'ny ta-nana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana: Mitango ravim-boangahazo. * Manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala: Mitango valala lena. - F.-p.: Mitango aretina: mitady na mila aretina, tsy miady amin'ny aretina fa toa manao izay hampaharitra azy. / Mitango lalitra: enti-milaza olona kamo manary andro amin'ny zavatra tsinontsinona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel