Dikan'ny teny : mitangolika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tangolika) mt. s.: Mifadiditra, miolikolika manodidina...: Mitangolika amin'ny vatan-kazo ny vahy. * Miolana: Mitangolika izany ny tsinaiko fa uoan'ny mandalo aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel