Dikan'ny teny : mitangongo

Hampiditra dikany vaovao
1 (tangongo) mt. s. ' (mitangongoa): Mivory betsaka miavosa na mivory betsaka mifanakaiky mifanizina: Jereo ireto vitsika mitangongo akaikin'ny fitoerantsiramamy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel