Dikan'ny teny : mitangorona

Hampiditra dikany vaovao
1 (tangorona) mt. s.: Mivory betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana: Nitangorona nanodidina azy ny olona. ΒΆ M.h.: Mifanizina, mivotretrika, mifanety, miady hihy, mikatona, mifanesika, mifanitsa-kitro, mamorom-potsy, manao faribolana, manao lahirodona, mihahohaho, mihalohalo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel