Dikan'ny teny : mitanika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanika) mt. p. (mitaneha): Mampangotraka: Mitaneha kely tambavy, rankizy a! ? Mampiempo: Mitanika menaka izy. ? Manasitily: Mitanika betsabetsa ny Betsimisaraka. ? mt. s.: Mafana migaingaina toa manempotra: Mitanika izany hainandro izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel